FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jona 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Izay mivavaka amin’ny sampy tsy marina, dia mahafoy ny hatsaram-panahy feno fitiavana naseho taminy.+

  • Zakaria 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Miresaka momba ny herin’ny maizina ny terafima.+ Ary ny mpisikidy kosa mahita fahitana tsy marina,+ miresaka nofy tsy misy dikany, ary miezaka hampionona nefa very maina fotsiny izany.+ Izany no mahatonga ny olona hirenireny toy ny ondry.+ Ho ory izy ireo, satria tsy misy mpiandry.+

  • Romanina 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 satria nahalala an’Andriamanitra, nefa tsy nanome voninahitra azy amin’ny maha Andriamanitra azy sady tsy nisaotra azy.+ Fa nanjary poakaty ny fomba fisainany,+ ary nanjary maizina ny fony feno hadalana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara