Genesisy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+ Matio 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fantatr’i Jesosy ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo?+ Matio 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa efa nanjary donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa nandre ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, sao hahita ny masony sy handre ny sofiny ary hahazo ny hevitr’izany ny fony, dia hiverina izy ka hositraniko.’+ Lioka 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Takatr’i Jesosy anefa ny eritreriny, ka hoy izy: “Inona izao eritreretinareo ao am-ponareo izao?+
5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+
4 Fantatr’i Jesosy ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo?+
15 Fa efa nanjary donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa nandre ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, sao hahita ny masony sy handre ny sofiny ary hahazo ny hevitr’izany ny fony, dia hiverina izy ka hositraniko.’+