FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta, mba tsy ho andevo intsony ianareo.+ Ary notapahiko ny baran’ny zioganareo, ka nataoko nijoro mahitsy tsara ianareo rehefa mandeha.+

  • Deoteronomia 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah mba hoentiny mivoaka avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by,+ izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana+ toy ny amin’izao andro izao.

  • Isaia 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa toy ny tamin’ny andron’ny Midianina,+ dia hopotipotehinao ny zioga nentin’izy ireo,+ sy ny tsorakazo nikapohana ny sorony, eny, ny tehina nampiasain’ireo nanery azy hiasa.+

  • Nahoma 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ankehitriny dia hotapahiko hiala aminao ny zioga nampitondrainy anao,+ ary hotapahiko hizara roa izay nangejana anao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara