Salamo 78:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Tsy mba nifikitra tanteraka taminy ny fon’izy ireo.+Nivadika tamin’ny fifanekena nataony taminy koa izy ireo.+ Isaia 29:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy. Jeremia 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na teo aza izany rehetra izany, dia tsy niverina tamiko tamin’ny fony manontolo+ ny Joda, ilay rahavaviny mpamitaka. Nihatsaravelatsihy+ fotsiny izy’, hoy i Jehovah.” Zakaria 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Lazao amin’ny olona rehetra eto amin’ity tany ity sy amin’ny mpisorona hoe: ‘Ho ahy tokoa ve no nifadianareo hanina+ tamin’ianareo nifady hanina+ sy nidradradradra, tamin’ny volana fahadimy sy fahafito,+ nandritra ny fitopolo taona?+
37 Tsy mba nifikitra tanteraka taminy ny fon’izy ireo.+Nivadika tamin’ny fifanekena nataony taminy koa izy ireo.+
13 Ary hoy i Jehovah: “Manatona ahy am-bava fotsiny ity vahoaka ity, ary manome voninahitra ahy an-tendro-molotra fotsiny,+ fa ny fony kosa ataony lavitra ahy,+ ary mianatra didin’olombelona+ izy ka izany no heveriny ho fahatahorana ahy.
10 Na teo aza izany rehetra izany, dia tsy niverina tamiko tamin’ny fony manontolo+ ny Joda, ilay rahavaviny mpamitaka. Nihatsaravelatsihy+ fotsiny izy’, hoy i Jehovah.”
5 “Lazao amin’ny olona rehetra eto amin’ity tany ity sy amin’ny mpisorona hoe: ‘Ho ahy tokoa ve no nifadianareo hanina+ tamin’ianareo nifady hanina+ sy nidradradradra, tamin’ny volana fahadimy sy fahafito,+ nandritra ny fitopolo taona?+