Isaia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+Zazalahy no homena antsika,Ary ho eo am-pelatanany* ny fahefana.*+ Ny anarany hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay, Andrianan’ny Fiadanana. Ezekiela 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Horavako, horavako, horavako izany,* ka tsy ho lasan’iza na iza mihitsy, mandra-pahatongan’ilay manana zo ara-dalàna hahazo an’izany.+ Dia homeko azy izany.’+ Lioka 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hiavaka izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary homen’i Jehovah* Andriamanitra azy ny seza fiandrianan’i Davida rainy.+ Hebreo 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, nefa tsy nilaza mihitsy i Mosesy hoe nisy mpisorona avy tamin’io foko io.
6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+Zazalahy no homena antsika,Ary ho eo am-pelatanany* ny fahefana.*+ Ny anarany hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay, Andrianan’ny Fiadanana.
27 Horavako, horavako, horavako izany,* ka tsy ho lasan’iza na iza mihitsy, mandra-pahatongan’ilay manana zo ara-dalàna hahazo an’izany.+ Dia homeko azy izany.’+
32 Hiavaka izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary homen’i Jehovah* Andriamanitra azy ny seza fiandrianan’i Davida rainy.+
14 Mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, nefa tsy nilaza mihitsy i Mosesy hoe nisy mpisorona avy tamin’io foko io.