Josoa 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina. Josoa 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 any atsimo; ny tany rehetra izay an’ny Kananita; Meara izay an’ny Sidonianina,+ hatrany Afeka ka hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Amorita; Mpitsara 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsy noroahin’ny fokon’i Asera koa ny mponin’i Ako, sy ny mponin’i Sidona,+ Alaba, Akziba,+ Helba, Afika,+ ary Rehoba.+
13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina.
4 any atsimo; ny tany rehetra izay an’ny Kananita; Meara izay an’ny Sidonianina,+ hatrany Afeka ka hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Amorita;
31 Tsy noroahin’ny fokon’i Asera koa ny mponin’i Ako, sy ny mponin’i Sidona,+ Alaba, Akziba,+ Helba, Afika,+ ary Rehoba.+