FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 75:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa misy kaopy eny an-tanan’i Jehovah,+

      Ary divay mandroatra sy mahery be* no ao anatiny.

      Tena hararany izany,

      Ka hisotro an’ilay izy hatramin’ny faikany ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany.”+

  • Apokalypsy 11:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tezitra anefa ireo firenena. Nampiseho ny hatezeranao koa ianao, ary tonga ny fotoana voatondro hitsarana ny maty sy hanomezana valisoa+ ny mpaminany mpanomponao+ sy ny olona masina ary izay matahotra ny anaranao, na ny kely na ny lehibe. Tonga koa ny fotoana handringanana an’izay manimba ny tany.”+

  • Apokalypsy 16:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nizara telo ilay tanàna lehibe,+ ary rava ny tanànan’ny firenena rehetra. Ary notsarovan’Andriamanitra i Babylona Lehibe,+ mba homeny an’ilay kaopy misy ny divainy, izany hoe ny fahatezerany mafy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara