Deoteronomia 34:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+ Deoteronomia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 34:1 gl 8-9 Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:1 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, “Tany Soa,” p. 8-9
34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+