FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 34
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

Deoteronomia 34:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 27:12; De 32:49
  • +No 21:20; De 3:27
  • +No 36:13
  • +Js 19:47; Mpts 18:29

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Fandalinana, Boky 2,

    “Tany Soa,” p. 8-9

  • Fanondroana Boky

    gl 8-9

Deoteronomia 34:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 23:31; No 34:6; De 11:24

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Deoteronomia 34:3

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    A.b.t.: “lohasaha lemak’i.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Js 15:1
  • +Ge 13:10; 1Mp 7:46
  • +2Ta 28:15
  • +Ge 19:22; Is 15:5

Deoteronomia 34:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 12:7; 26:3; 28:13
  • +No 20:12; De 32:52

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Deoteronomia 34:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 12:7; Ml 4:4
  • +De 32:50; Js 1:2

Deoteronomia 34:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 3:29
  • +As 2:31; Jd 9

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Deoteronomia 34:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 31:2; As 7:23, 30, 36
  • +Ge 27:1; 48:10
  • +Js 14:11

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/3/1987, p. 29

Deoteronomia 34:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 20:29

Deoteronomia 34:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mpts 3:10; 6:34; 1Mp 3:12
  • +No 27:18; De 31:14; As 6:6; 1Ti 4:14
  • +No 27:21; Js 1:16; He 13:17

Deoteronomia 34:10

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    A.b.t.: “mifanatrika.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 33:11, 20; No 12:8
  • +De 18:15; As 3:22; 7:37

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

    Fandalinana, Boky 2,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/10/1997, p. 4-5

  • Fanondroana Boky

    w97 1/10 4-5

Deoteronomia 34:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 4:34; Sl 78:43

Deoteronomia 34:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 3:19; De 26:8; Lk 24:19

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

Deot. 34:1No 27:12; De 32:49
Deot. 34:1No 21:20; De 3:27
Deot. 34:1No 36:13
Deot. 34:1Js 19:47; Mpts 18:29
Deot. 34:2Ek 23:31; No 34:6; De 11:24
Deot. 34:3Js 15:1
Deot. 34:3Ge 13:10; 1Mp 7:46
Deot. 34:32Ta 28:15
Deot. 34:3Ge 19:22; Is 15:5
Deot. 34:4Ge 12:7; 26:3; 28:13
Deot. 34:4No 20:12; De 32:52
Deot. 34:5No 12:7; Ml 4:4
Deot. 34:5De 32:50; Js 1:2
Deot. 34:6De 3:29
Deot. 34:6As 2:31; Jd 9
Deot. 34:7De 31:2; As 7:23, 30, 36
Deot. 34:7Ge 27:1; 48:10
Deot. 34:7Js 14:11
Deot. 34:8No 20:29
Deot. 34:9Mpts 3:10; 6:34; 1Mp 3:12
Deot. 34:9No 27:18; De 31:14; As 6:6; 1Ti 4:14
Deot. 34:9No 27:21; Js 1:16; He 13:17
Deot. 34:10Ek 33:11, 20; No 12:8
Deot. 34:10De 18:15; As 3:22; 7:37
Deot. 34:11De 4:34; Sl 78:43
Deot. 34:12Ek 3:19; De 26:8; Lk 24:19
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (nwt)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Deoteronomia 34:1-12

Deoteronomia

34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+ 2 sy Naftaly manontolo, sy ny tanin’i Efraima sy Manase, sy ny tanin’i Joda manontolo hatrany amin’ny ranomasina andrefana,+ 3 sy Negeba+ sy ny Faritr’i Jordana,+ sy ny lemak’i* Jeriko, ilay tanàna be hazo palmie,+ ka hatrany Zoara.+

4 Dia hoy i Jehovah taminy: “Io ilay tany nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: ‘Ny taranakao no homeko azy.’+ Ataoko hitan’ny masonao izy io, fa tsy hiampita ho eny ianao.”+

5 Dia maty teo i Mosesy mpanompon’i Jehovah,+ izany hoe tao Moaba, araka ny didin’i Jehovah.+ 6 Ary naleviny tao an-dohasahan’ny tany Moaba, tandrifin’i Beti-peora+ izy, ary tsy misy mahalala ny fasany mandraka androany.+ 7 Roapolo amby zato taona i Mosesy tamin’izy maty,+ nefa tsy nihananjavozavo ny masony,+ sady tsy nihena ny heriny.+ 8 Ary nitomany an’i Mosesy telopolo andro+ ny zanak’Israely rehetra, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba. Farany, dia tapitra ny andro nitomaniana sy nisaonana azy.

9 Ary feno fanahim-pahendrena+ i Josoa zanak’i Nona, satria efa nametra-tanana taminy i Mosesy.+ Dia nanomboka nihaino azy ny zanak’Israely, ka nanao araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ 10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ toa an’i Mosesy mihitsy anefa teo amin’ny Israely.+ 11 Tena tsy nanan-tsahala izy raha jerena ny famantarana sy ny fahagagana rehetra nataony tamin’i Farao sy tamin’ny mpanompony rehetra ary tamin’i Ejipta manontolo, rehefa naniraka azy tany i Jehovah.+ 12 Nampiasa hery lehibe koa izy sady nanao zava-mampahatahotra teo imason’ny Israely rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara