Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+ Salamo 18:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Manafaka ahy tsy ho azon’ny fahavalo tezitra izy.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+ Salamo 59:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa izaho kosa hihira ny herinao.+Ary amin’ny maraina, dia hilaza amim-pifaliana ny hatsaram-panahinao feno fitiavana aho.+Fa tendrombohitra fandosirako ianao,+Ary toerana fialofako amin’ny andro fahoriako.+ Salamo 124:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy ny vorona afa-nandositra+Avy tao amin’ny fandriky ny mpamandri-borona+ isika.Tapaka ilay fandrika,+Ka afa-nandositra isika.+ Matio 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+
2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+
48 Manafaka ahy tsy ho azon’ny fahavalo tezitra izy.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+
16 Fa izaho kosa hihira ny herinao.+Ary amin’ny maraina, dia hilaza amim-pifaliana ny hatsaram-panahinao feno fitiavana aho.+Fa tendrombohitra fandosirako ianao,+Ary toerana fialofako amin’ny andro fahoriako.+
7 Toy ny vorona afa-nandositra+Avy tao amin’ny fandriky ny mpamandri-borona+ isika.Tapaka ilay fandrika,+Ka afa-nandositra isika.+
23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+