Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 64:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hatahotra daholo ny olombelona.+Hilaza izay nataon’Andriamanitra izy ireo,+Ary hahafantatra tsara ny asany.+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
9 Ary hatahotra daholo ny olombelona.+Hilaza izay nataon’Andriamanitra izy ireo,+Ary hahafantatra tsara ny asany.+