Isaia 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’ny olony sisa miangana,+ izay sisa tavela,+ toy ny nisian’ny lalambe ho an’ny Israely tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta. Isaia 49:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hataoko lalana ny tendrombohitro rehetra, ary hasondrotra ambony ny lalambeko rehetra.+ Isaia 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mivoaha, mivoaha amin’ny vavahady! Karakarao ny lalan’ny olona!+ Manamboara, manamboara lalambe! Esory ny vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ny olona.+ Jeremia 31:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Manangàna marika famantaran-dalana ho anao, ary mametraha takelaka manondro lalana.+ Diniho tsara ny lalambe hizoranao, dia ilay lalana tokony halehanao.+ Ary miverena, ry Israely virjiny ô! Miverena any amin’ireo tanànanao.+
16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’ny olony sisa miangana,+ izay sisa tavela,+ toy ny nisian’ny lalambe ho an’ny Israely tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta.
10 Mivoaha, mivoaha amin’ny vavahady! Karakarao ny lalan’ny olona!+ Manamboara, manamboara lalambe! Esory ny vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ny olona.+
21 “Manangàna marika famantaran-dalana ho anao, ary mametraha takelaka manondro lalana.+ Diniho tsara ny lalambe hizoranao, dia ilay lalana tokony halehanao.+ Ary miverena, ry Israely virjiny ô! Miverena any amin’ireo tanànanao.+