FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 110:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:

      “Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+

      Tahaka an’i Melkizedeka!”+

  • Hebreo 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Noho izany, ry rahalahy masina izay nahazo fiantsoana+ ho any an-danitra toa ahy, eritrereto ilay apostoly+ sady mpisoronabe ekentsika,+ dia i Jesosy.

  • Hebreo 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary manana mpisoronabe ambony, izay lasa nankany an-danitra,+ isika. I Jesosy, Zanak’Andriamanitra+ izany mpisoronabe izany. Koa aoka àry isika hanaiky azy foana.+

  • Hebreo 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tao koa no niditra ho antsika ny mpialoha lalana,+ dia i Jesosy, izay tonga mpisoronabe mandrakizay tahaka an’i Melkizedeka.+

  • Hebreo 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary izao no votoatin’izany voalaza rehetra izany: Mpisoronabe+ toy izany no ananantsika, ary mipetraka eo ankavanan’ny seza fiandrianan’ny Lehibe any an-danitra+ izy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara