Lioka 12:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy ny Tompo: “Iza tokoa moa ilay mpanompo* mendri-pitokisana+ sy malina,+ izay hotendren’ny tompony hikarakara hatrany ny mpanompony hafa rehetra mba hanome sakafo ampy ho azy ireo, amin’ny fotoana mety?+ 1 Korintianina 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha an-tsitrapo+ no anaovako izany, dia manana valisoa+ aho, fa raha tsy an-tsitrapo kosa, dia efa manana asa fiandraiketana+ nankinina tamiko rahateo aho. Kolosianina 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tonga mpanompon’izany+ fiangonana izany aho, araka ny asa fiandraiketana+ nomen’Andriamanitra ahy hahasoa anareo, mba hamitana tanteraka ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra. Titosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy maintsy ho olona tsy misy hokianina ny mpiandraikitra+ satria mpanompon’Andriamanitra.+ Tsy maintsy ho olona tsy be di-doha+ koa izy, tsy mora tezitra,+ tsy mpimamo mila ady,+ tsy mpikapoka,+ tsy tia tombony azo tamin’ny tsy marina,+
42 Hoy ny Tompo: “Iza tokoa moa ilay mpanompo* mendri-pitokisana+ sy malina,+ izay hotendren’ny tompony hikarakara hatrany ny mpanompony hafa rehetra mba hanome sakafo ampy ho azy ireo, amin’ny fotoana mety?+
17 Raha an-tsitrapo+ no anaovako izany, dia manana valisoa+ aho, fa raha tsy an-tsitrapo kosa, dia efa manana asa fiandraiketana+ nankinina tamiko rahateo aho.
25 Tonga mpanompon’izany+ fiangonana izany aho, araka ny asa fiandraiketana+ nomen’Andriamanitra ahy hahasoa anareo, mba hamitana tanteraka ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra.
7 Tsy maintsy ho olona tsy misy hokianina ny mpiandraikitra+ satria mpanompon’Andriamanitra.+ Tsy maintsy ho olona tsy be di-doha+ koa izy, tsy mora tezitra,+ tsy mpimamo mila ady,+ tsy mpikapoka,+ tsy tia tombony azo tamin’ny tsy marina,+