Jaona 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa ny sitrapon’ny Raiko, dia hoe hahazo fiainana mandrakizay+ daholo izay manaiky ny Zanaka ka maneho finoana azy, ary hanangana azy amin’ny maty+ aho amin’ny andro farany.” Jaona 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nosoratana anefa ireo mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra. Dia rehefa mino ianareo, dia hahazo fiainana amin’ny anarany.+ Romanina 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,*+ fa fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana omen’Andriamanitra. 2 Timoty 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina,+ izay mampahahendry anao ka hahatonga anao ho voavonjy noho ianao mino an’i Kristy Jesosy.+ 1 Jaona 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manoratra an’izany aminareo aho mba ho fantatrareo fa hahazo fiainana mandrakizay ianareo,+ dia ianareo izay mino ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra.+
40 Fa ny sitrapon’ny Raiko, dia hoe hahazo fiainana mandrakizay+ daholo izay manaiky ny Zanaka ka maneho finoana azy, ary hanangana azy amin’ny maty+ aho amin’ny andro farany.”
31 Nosoratana anefa ireo mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra. Dia rehefa mino ianareo, dia hahazo fiainana amin’ny anarany.+
23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,*+ fa fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana omen’Andriamanitra.
15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina,+ izay mampahahendry anao ka hahatonga anao ho voavonjy noho ianao mino an’i Kristy Jesosy.+
13 Manoratra an’izany aminareo aho mba ho fantatrareo fa hahazo fiainana mandrakizay ianareo,+ dia ianareo izay mino ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra.+